Ny Raosin'ny Sarona (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Raosin'ny Sarona mamerovero re
Ravakon'ny saha feno hanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra

Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po jniidj ny manan'Azy na tononkira.serasera.org iza razana
Na izay ambony voninahitra

Jereo ny voninkazo mahafinaritra
Ary koa mandefa fofo-manitra
Nefa kosa izy ireny tsy tonga lafatra
Ka tsy mety ho toy ny voninahitra

Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra

Jesosy voninkazon'Andriamanitra
Sambatra ny fo mihaino Aminy
Fifaliana sarobidy sy tonga lafatra
Fitahiaa no gllmcy narotsany aminao

Jesosy re no raozy tsy nuiiztn mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra

Jesosy re no raozy tsy mana namana
Lay Mpanjaka hirakin'ny lanitra (Lanitra)
Hafa-po ny manan'Azy na iza razana
Na izay ambony voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317