Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Mesia (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Terak'ilay Mpamonjy antsika
Teraka any Jodia
Ndreo ny Anjely maro tsy hita isa
Mankalaza sy midera ilay Mesia
Izy 'lay teny tonga nofo
'Zay nolazaina hatrizay
Ka na maro aza ireo nifofo
Tsy mahasakana ny zanaky ny Ray
Tsy vola aman-karena be
No ho entinao hiderana Azy tononkira.serasera.org re
Fa ny tenanao no atoloro hbxlgnt anio
Mba hitoerany ho Azy ankehitrio
Raiso ka ambarao amin'ireo namanao
Fa ny Tompo tonga ho anao
Raiso ka ambarao ho an'ireo 'zay nandao
Fa Jesosy re no pmgahcs teraka
Teraka ho anao
Lay Jesosinao
Avia hianao, avia ankalazao
Tsy ny haingo mirenty kanto re
Na ny fitafy lafo vidy be
No entinao mba hiderana an'i Kristy
Fa ny fonao no atolory ho lapany
Izay mianjady amin'ny fiainanao
Fa clfqp ny Tompo no avy hitady
Ilay Tomponao
Raiso Izy izao
Avia hianao
Avia ankalazao
Teraka any Jodia
Ndreo ny Anjely maro tsy hita isa
Mankalaza sy midera ilay Mesia
Izy 'lay teny tonga nofo
'Zay nolazaina hatrizay
Ka na maro aza ireo nifofo
Tsy mahasakana ny zanaky ny Ray
Tsy vola aman-karena be
No ho entinao hiderana Azy tononkira.serasera.org re
Fa ny tenanao no atoloro hbxlgnt anio
Mba hitoerany ho Azy ankehitrio
Raiso ka ambarao amin'ireo namanao
Fa ny Tompo tonga ho anao
Raiso ka ambarao ho an'ireo 'zay nandao
Fa Jesosy re no pmgahcs teraka
Teraka ho anao
Lay Jesosinao
Avia hianao, avia ankalazao
Tsy ny haingo mirenty kanto re
Na ny fitafy lafo vidy be
No entinao mba hiderana an'i Kristy
Fa ny fonao no atolory ho lapany
Izay mianjady amin'ny fiainanao
Fa clfqp ny Tompo no avy hitady
Ilay Tomponao
Raiso Izy izao
Avia hianao
Avia ankalazao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 18/03/2025 08:52
