Ny Mesia (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Terak'ilay Mpamonjy antsika
Teraka any Jodia
Ndreo ny Anjely maro tsy hita isa
Mankalaza sy midera ilay Mesia
Izy 'lay teny tonga nofo
'Zay nolazaina hatrizay
Ka rlhmkp na maro aza ireo nifofo
Tsy mahasakana ny zanaky ny Ray
Tsy vola aman-karena be
No ho entinao hiderana Azy re
Fa ny tenanao no atoloro anio
Mba hitoerany ho Azy ankehitrio
Raiso ka ambarao amin'ireo namanao
Fa ny Tompo tonga ho tononkira.serasera.org anao
Raiso ka ambarao ho an'ireo 'zay nandao
Fa Jesosy re no teraka
Teraka ho anao
Lay Jesosinao
Avia hianao, npuxtp avia ankalazao
Tsy ny haingo mirenty kanto re
Na ny fitafy lafo vidy be
No entinao mba hiderana an'i Kristy
Fa ny fonao no atolory ho lapany
Izay mianjady amin'ny fiainanao
Fa ny Tompo no avy hitady
Ilay Tomponao
Raiso Izy izao
Avia hianao
Avia pntdy ankalazao
Teraka any Jodia
Ndreo ny Anjely maro tsy hita isa
Mankalaza sy midera ilay Mesia
Izy 'lay teny tonga nofo
'Zay nolazaina hatrizay
Ka rlhmkp na maro aza ireo nifofo
Tsy mahasakana ny zanaky ny Ray
Tsy vola aman-karena be
No ho entinao hiderana Azy re
Fa ny tenanao no atoloro anio
Mba hitoerany ho Azy ankehitrio
Raiso ka ambarao amin'ireo namanao
Fa ny Tompo tonga ho tononkira.serasera.org anao
Raiso ka ambarao ho an'ireo 'zay nandao
Fa Jesosy re no teraka
Teraka ho anao
Lay Jesosinao
Avia hianao, npuxtp avia ankalazao
Tsy ny haingo mirenty kanto re
Na ny fitafy lafo vidy be
No entinao mba hiderana an'i Kristy
Fa ny fonao no atolory ho lapany
Izay mianjady amin'ny fiainanao
Fa ny Tompo no avy hitady
Ilay Tomponao
Raiso Izy izao
Avia hianao
Avia pntdy ankalazao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 358
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 18/03/2025 08:52
