Ny fihevitro (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He mahagaga eo imasontsika ukijlp tokoa
He mahagaga re ny làlan'i fwyxeoaw Jehovah
Ny zanany malalany sy sitrany tokoa re
No nafoiny, nafoiny hamonjy antsika
Mpanjaka Jeso, Tompon'ny Tompo
Nefa nanetry tena ho ambany
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro tononkira.serasera.org dia tsy mba takatrareo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba fantatreo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Nitondra ny ldtwczq aretintsika tokoa Izy
Sady nivesatra ny fahoriantsika
Kanjo isika kosa nanao Azy ho kinapoka sy nijaly
Indrisy fa nampahoriana
Voalefon' Izy noho ny helontsika
Nefa nangina tsy niloha-bava
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
He mahagaga re ny làlan'i fwyxeoaw Jehovah
Ny zanany malalany sy sitrany tokoa re
No nafoiny, nafoiny hamonjy antsika
Mpanjaka Jeso, Tompon'ny Tompo
Nefa nanetry tena ho ambany
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro tononkira.serasera.org dia tsy mba takatrareo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba fantatreo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Nitondra ny ldtwczq aretintsika tokoa Izy
Sady nivesatra ny fahoriantsika
Kanjo isika kosa nanao Azy ho kinapoka sy nijaly
Indrisy fa nampahoriana
Voalefon' Izy noho ny helontsika
Nefa nangina tsy niloha-bava
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 338
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 10:52
