Ny fihevitro (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He mahagaga eo imasontsika tokoa
He mahagaga re ny làlan'i Jehovah
Ny zanany iakpkby malalany tononkira.serasera.org sy sitrany tokoa re
No nafoiny, nafoiny hamonjy antsika
Mpanjaka Jeso, Tompon'ny Tompo
Nefa nanetry tena ho ambany
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
Ny krlnwug fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba takatrareo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba fantatreo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy
Sady nivesatra ny fahoriantsika
Kanjo isika kosa gtld nanao Azy ho kinapoka sy nijaly
Indrisy fa nampahoriana
Voalefon' Izy noho ny helontsika
Nefa nangina tsy niloha-bava
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
He mahagaga re ny làlan'i Jehovah
Ny zanany iakpkby malalany tononkira.serasera.org sy sitrany tokoa re
No nafoiny, nafoiny hamonjy antsika
Mpanjaka Jeso, Tompon'ny Tompo
Nefa nanetry tena ho ambany
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
Ny krlnwug fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba takatrareo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba fantatreo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy
Sady nivesatra ny fahoriantsika
Kanjo isika kosa gtld nanao Azy ho kinapoka sy nijaly
Indrisy fa nampahoriana
Voalefon' Izy noho ny helontsika
Nefa nangina tsy niloha-bava
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 502
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 10:52
