Noely (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noe e e e ely
Noely noely noely
Mifalia
Fa efa tonga ny Mesia
Ilay Mesia
Noe e e e ely
Mifalia
Fa efa tonga ny Mpamonjy
Anafaka
Tsy foin'ny Ray ho very
Isika fa nomeny
Antsika ilay Mesia
Tsarovy ilay fitoavaNy antsika
Fa nomeny antsika ilay Mesia
Asandrato ny tononkira.serasera.org fiderana izao
Ny Antsa, ny hira
Asehoy ny fifaliana
Ka derao 'Lay Tsitoha
Asandrato ny fiderana izao
Ny Antsa, ny hira
Asehoy ny fifaliana
Ka liwuy derao 'Lay rtivhbv Tsitoha
Noe e e e ely
Noely noely noely
Mifalia
Avia msyzwsko hihira ny noely
Noely noely
Noely noely noely
Mifalia
Fa efa tonga ny Mesia
Ilay Mesia
Noe e e e ely
Mifalia
Fa efa tonga ny Mpamonjy
Anafaka
Tsy foin'ny Ray ho very
Isika fa nomeny
Antsika ilay Mesia
Tsarovy ilay fitoavaNy antsika
Fa nomeny antsika ilay Mesia
Asandrato ny tononkira.serasera.org fiderana izao
Ny Antsa, ny hira
Asehoy ny fifaliana
Ka derao 'Lay Tsitoha
Asandrato ny fiderana izao
Ny Antsa, ny hira
Asehoy ny fifaliana
Ka liwuy derao 'Lay rtivhbv Tsitoha
Noe e e e ely
Noely noely noely
Mifalia
Avia msyzwsko hihira ny noely
Noely noely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 18/03/2025 08:34
