Noely (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noe e e e ely
Noely noely noely
Mifalia
Fa efa tonga ny Mesia
Ilay Mesia

Noe e e e ely
Mifalia
Fa efa tonga ny Mpamonjy
Anafaka

Tsy foin'ny Ray ho very
Isika fa nomeny
Antsika ilay Mesia
Tsarovy ilay fitoavaNy antsika
Fa nomeny antsika ilay Mesia

Asandrato ny fiderana izao
Ny Antsa, ny hira
Asehoy ny fifaliana
Ka derao 'Lay Tsitoha

Asandrato ny fiderana izao
Ny Antsa, ny hira
Asehoy ny fifaliana
Ka derao 'Lay Tsitoha

Noe e e e ely
Noely noely noely
Mifalia
Avia hihira ny noely
Noely noely
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0766