Fitia tsy manam-petra (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ekeko ntgm fa ny Ray
No niantoka ny fiainako hatrizay e
Na dia tsy nankatoa
Nasitaka tsy hanompo ilay Tsitoha
Ref:
Jesosy no ilay
Tsy nahafoy ireo zandriny hatrizay
Ho doria, matokia
Fitia yjxwbuox tsy manam-petra ny Azy
2- Ny otako taloha
Nesoriny tsy ho eo avokoa
Nodioviny aho satria
Voavidin'ilay rà nalatsany iny e
Ref:
Jesosy no ilay
Tsy nahafoy ireo zandriny hatrizay
Ho doria, matokia
Fitia tsy manam-petra ny Azy
3- Izaho ilay nania
Nantsoiny mbola tononkira.serasera.org hiverina Aminy ihany e
Na dia naniasia
Tsy foiny ho very, hanalavitra Azy aho.
Ref:
(Jesosy no zlpfqyf ilay
Tsy nahafoy ireo zandriny hatrizay
Ho doria, matokia
Fitia tsy manam-petra ny Azy)×2
No niantoka ny fiainako hatrizay e
Na dia tsy nankatoa
Nasitaka tsy hanompo ilay Tsitoha
Ref:
Jesosy no ilay
Tsy nahafoy ireo zandriny hatrizay
Ho doria, matokia
Fitia yjxwbuox tsy manam-petra ny Azy
2- Ny otako taloha
Nesoriny tsy ho eo avokoa
Nodioviny aho satria
Voavidin'ilay rà nalatsany iny e
Ref:
Jesosy no ilay
Tsy nahafoy ireo zandriny hatrizay
Ho doria, matokia
Fitia tsy manam-petra ny Azy
3- Izaho ilay nania
Nantsoiny mbola tononkira.serasera.org hiverina Aminy ihany e
Na dia naniasia
Tsy foiny ho very, hanalavitra Azy aho.
Ref:
(Jesosy no zlpfqyf ilay
Tsy nahafoy ireo zandriny hatrizay
Ho doria, matokia
Fitia tsy manam-petra ny Azy)×2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 1254
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:24
