Ampidiro aloha ny tenimiafina
Feo mitaona (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary injao fa velon-kira
Mifaly aoka izany, toa feno hery vao
Fa nahazo ny maraina vaovao
Fa dify tsy hita nandao ‘lay aizim-be
Fiv:
'Njao mitaona antsika hiara-paly hikorana
Mba hidera lay Tsitoha feno fahasoavana
He mitaona mba hijery sy vxac hibanjina hatrany
Famonjena sarobidy, tsy voavidy sanatria
Efa misy sahaza ho tononkira.serasera.org anao
Ho anao izay mijaly fadiranovana
Ka araraoty, araraoty ny mazava
Fa miandry antsika Jesosy Tompo soa
O wlqsc iriko handre tsy ankiato
Ny feonao ry Tompo mamoky ny fanahy
Feo mahery feo mitaona ckds feno toky
Andeha re ry miaina ho namako hianao
Mifaly aoka izany, toa feno hery vao
Fa nahazo ny maraina vaovao
Fa dify tsy hita nandao ‘lay aizim-be
Fiv:
'Njao mitaona antsika hiara-paly hikorana
Mba hidera lay Tsitoha feno fahasoavana
He mitaona mba hijery sy vxac hibanjina hatrany
Famonjena sarobidy, tsy voavidy sanatria
Efa misy sahaza ho tononkira.serasera.org anao
Ho anao izay mijaly fadiranovana
Ka araraoty, araraoty ny mazava
Fa miandry antsika Jesosy Tompo soa
O wlqsc iriko handre tsy ankiato
Ny feonao ry Tompo mamoky ny fanahy
Feo mahery feo mitaona ckds feno toky
Andeha re ry miaina ho namako hianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 621
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 06:35
