Feo mitaona (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voahary injao fa velon-kira
Mifaly aoka izany, toa feno hery vao
Fa nahazo ny maraina vaovao
Fa dify tsy hita nandao ‘lay aizim-be
Fiv:
'Njao mitaona antsika hiara-paly hikorana
Mba hidera lay Tsitoha znnecgu feno fahasoavana
He mitaona mba hijery sy hibanjina hatrany
Famonjena sarobidy, tsy tononkira.serasera.org voavidy sanatria
Efa misy sahaza ho anao
Ho anao izay mijaly fadiranovana
Ka araraoty, araraoty ny mazava
Fa miandry antsika Jesosy Tompo soa
O iriko handre tsy ankiato
Ny feonao ry Tompo mamoky ny fanahy
Feo mahery feo mitaona feno toky
Andeha eaivczx re chqhsy ry miaina ho namako hianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 621
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 06:35