Hafatra (Tovo Andrianandraina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voaraiko
‘Lay taratasy ho ahy
Eny ry aiko
Misaotra anao mahatsiahy

Novinaniako
Ny mba hitsidika anao
Nefa puxbyjc ny diako
Sampona hatramin’izao

Indro ny hafatro ho anao
Ho solontenako hatrizao
Raha malahelo pwpvpm ahy ianao
Kaloy izao hira izao

Ankoatr’izany
Manoratra aho tononkira.serasera.org ho anao
Valio psblxcse ihany
Rehefa voavakinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo Andrianandraina
Vangy : 3847
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Gasipetaka
Daty : 14/02/2006 17:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2412