lay tebiteby (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tebiteby sy ahiahinao
Mba esory rehefa xrhkblvl bxnqodw miaraka amin'ny Mpamonjy
Ilay fiainana ratsy vitanao
Hosoloiny, hosoloiny fiainambaovao
Ireo ota sy helokao cdzfvac taloha
Nofafany, nofafany sy efa nolanjainy
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany
Koa raha sendra ny rivotra mahery
ilay sombon'ny fiainanao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia tononkira.serasera.org Azy hatrany hatrany ianao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany hatrany ianao
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
A/C Ghaby
Mba esory rehefa xrhkblvl bxnqodw miaraka amin'ny Mpamonjy
Ilay fiainana ratsy vitanao
Hosoloiny, hosoloiny fiainambaovao
Ireo ota sy helokao cdzfvac taloha
Nofafany, nofafany sy efa nolanjainy
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany
Koa raha sendra ny rivotra mahery
ilay sombon'ny fiainanao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia tononkira.serasera.org Azy hatrany hatrany ianao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany hatrany ianao
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
A/C Ghaby
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Vangy : 514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 07/05/2024 09:33
