Lay feonao (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xmvprxsu Reko fa mibitsika ao anatiko
Mitalaho tononkira.serasera.org mitoreo ny feonao (Jesoa)
Feo miantso mamerovero fatratra
Manambara ilay fitiavana (x2)

Tao anatin'ny adin-tsaina lalina
No injao henoko ny antsoantsonao
Tompo o! Vonona aho anao ny sitrakao
Anio ary ho mandrakizay

Efa tonga nihetritena Ianao
Mampiseho fa izao tontolo izao (Jesoa)
Rakotr'aizin'ny ota feno sento
mila vonjy handre ny feonao

Tao anatin'ny gxqrey adin-tsaina lalina
No injao henoko ny antsoantsonao
Tompo o! Vonona aho anao ny sitrakao
Anio ary ho kbjjxsf mandrakizay

A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)
Visites : 519
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ymtia
Date : 07/05/2024 09:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7869