lay tebiteby (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tebiteby sy ahiahinao
Mba esory rehefa miaraka amin'ny tononkira.serasera.org Mpamonjy
Ilay fiainana ratsy vitanao
Hosoloiny, hosoloiny fiainambaovao
Ireo ota sy helokao taloha
Nofafany, nofafany sy efa nolanjainy
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany
Matokia zslursl azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona kivqa Azy ianao mba ho sasany
Koa raha sendra ny rivotra mahery
ilay sombon'ny fiainanao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany hatrany ianao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany tsjc hatrany ianao
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
A/C Ghaby
Mba esory rehefa miaraka amin'ny tononkira.serasera.org Mpamonjy
Ilay fiainana ratsy vitanao
Hosoloiny, hosoloiny fiainambaovao
Ireo ota sy helokao taloha
Nofafany, nofafany sy efa nolanjainy
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany
Matokia zslursl azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona kivqa Azy ianao mba ho sasany
Koa raha sendra ny rivotra mahery
ilay sombon'ny fiainanao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany hatrany ianao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany tsjc hatrany ianao
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory
A/C Ghaby
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Hits : 487
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 07/05/2024 09:33
