Tompo o! Ekeko (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eto Jesoa no hanaovaozanay indray
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny tononkira.serasera.org famonjena vitanao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy ksyqzwvq izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho anay
Eto amin’izao Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure loogwbd :
And 1, And 1, bcwmlc Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
Ireo talenta sy ny fonay ho Anao
Satria lehibe loatra eo amin’ny fiainanay
Ny tononkira.serasera.org famonjena vitanao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy ksyqzwvq izato lalan-janakao
2. Làla-natokana iainanay ety
Jesosy Kristy dia ny teninao
Izay sabatra sy Batery ho anay
Eto amin’izao Tontolo izao
Ref : Fo mahay mifaly noiderako Anao
Hira sy hosana no asandratray
Ekeo Jesosy o
Sy mba arovy izato lalan-janakao
A/C : RANDRIANARIMANANA Livasoa
Structure loogwbd :
And 1, And 1, bcwmlc Ref , And 2, Ref, Ref, Miakatra clé And 2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Hits : 246
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 28/05/2026 10:27
