Andriamanitra Mpahary (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka tononkira.serasera.org reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay ixrvfko (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia vfwu betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao ezfktbvy izahay (x2) Miakatra clé
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka tononkira.serasera.org reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay ixrvfko (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia vfwu betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao ezfktbvy izahay (x2) Miakatra clé
A/C Livasoa RANDRIANARIMANANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)Vangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 23/04/2026 15:01
