lay tebiteby (TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tebiteby sy ahiahinao
Mba esory rehefa miaraka amin'ny Mpamonjy
Ilay fiainana ratsy vitanao
Hosoloiny, hosoloiny fiainambaovao
Ireo ota sy tononkira.serasera.org helokao taloha
Nofafany, nofafany sy efa btbkaeh nolanjainy
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho ojwc sasany
Matokia azy hatramizao
F'Izy ihany ny Tomponao
Manatona Azy ianao mba ho sasany

Koa raha sendra ny rivotra mahery
ilay sombon'ny fiainanao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany hatrany ianao
Matokia fa tsy ho irery
Fa ny Tompo mbola hijery
Matokia Azy hatrany hatrany ianao

Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba awrs misalasala akory
Mibebaha ary ianao izao
Atolory ny tenanao
K'aza dia mba misalasala akory

A/C Ghaby

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TMT (Tsantan'ny Maritiora Toliara)
Visites : 513
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ymtia
Date : 07/05/2024 09:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312