ILAINA ISE [ FIV312em FJKM Andranoro Filadelfia (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirao ny hira vaovao
Miantso anao ny tanindrazanao
Aina, Fanahy, hery vao
Ento miasa ho an’ny taninao
Ref vapw :
Ilain’ny Tompo Jeso vutslarr tia hianao
Hitory fahamarinana
Amboarinao ny làlana
Halehan’ny olona notiaviny
Aza hadinoina tononkira.serasera.org ireo
Mahantra mijaly efa trotraka
Fa Malagasy izy ireo
Miaritra ny fahoriana
Tily ecujbwau izao ise izao
Sahia mijoro ho tena lehilahy
Hanolo-tena indray
Ka hampiray ny tanindrazana
Miantso anao ny tanindrazanao
Aina, Fanahy, hery vao
Ento miasa ho an’ny taninao
Ref vapw :
Ilain’ny Tompo Jeso vutslarr tia hianao
Hitory fahamarinana
Amboarinao ny làlana
Halehan’ny olona notiaviny
Aza hadinoina tononkira.serasera.org ireo
Mahantra mijaly efa trotraka
Fa Malagasy izy ireo
Miaritra ny fahoriana
Tily ecujbwau izao ise izao
Sahia mijoro ho tena lehilahy
Hanolo-tena indray
Ka hampiray ny tanindrazana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tily Eto MadagasikaraHits : 3863
Likes : 0 Like
Created by : nathy14
Date : 16/07/2015 09:21
