Mahagaga ihany (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ihany ‘zato fihetsikin-tsika eto an-tany
Fa mifanaratsy mifanakiana hatrany hatrany
Raha mba miasa dia batiana tsongoloka izany
Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany e!
Ref :
Tsikitsikitsikitsiky ihany eny tsiky ihany
Fiainam-pifaliana mahaliana tena tiana no vokatr’izany
Fo falifaly pspuard ravo hatrany eny ravo hatrany
Ka hisononok’ery ny fiainanay
Raha mba wwhni mihomehy, dia lazaina fa be vanivany
Ny maontina anefa dia ambara ho konjo avy hatrany
Raha misariaka dia vavàna ka tena vinany
Ny tsy miteny tena olona miavona hono izany
Aza mba kivy amin’izay fanenjehana anao
Tsy mba nisy ve ny tsiny tsy tononkira.serasera.org nety natao e!
Raha sendra ny kiana eritrereto sao marina izany e!
Ento amin’ny tsiky, tsiky ihany ny fiainana an-tany deobjmfb e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tily Eto MadagasikaraVangy : 5952
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathy14
Daty : 27/11/2015 19:11