Oh avia [ fiv312em Fjkm Andranoro filadelfia (Tily Eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tazanay mitsiky ery ny andro ho avy mankaty
Hiainga izahay hitsena ny ho avinay
Ka velon-kira ny fonay
la-la-la herin-tsaina
Fo tena tia no tokin’aina
fandavan-tena notefena
No enti-manompo ny firenena
Ny malagasy manatena
Fiainan-tsambatra omena
Fo tanora anay
o ! avia avia
o ! avia avia
ny ho avynay mankaty
o ! avia avia
o ! avia avia
Fa vonona izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tily Eto Madagasikara
Vangy : 2202
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nathy14
Daty : 16/07/2015 09:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795