Fiainam-pifaliana (Tily Eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainam-pifaliana ao anaty fitsikiana
mampikoriana ny andronay
fa hehy lalandava sy hira ao am-bava
no mampisava ny sentonay
Ny tily mantsy dia miraikitra ao anaty
fo haravoana, fo uestvcl tia dia tia
Izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa tononkira.serasera.org soa fifaliana fiadanam-po
Na oram-batravatra no mamely tsy miantra
dia tsy handratra hpamulf ny tsikinay
Hainandro be yhpqgg mandoro
ao an-dala- mahatoro
tsy hampikoro ny hehinay
Ny tily mantsy dia miraikitra ao anaty
fo haravoana fo tia dia tia
izahao, ka tsapao fa ny tena itempoany
sy andaniany fotoany
asa soa fifaliana fiadanam-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429