ILAINA ISE [ FIV312em FJKM Andranoro Filadelfia (Tily Eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirao ny hira vaovao
Miantso anao tononkira.serasera.org ny tanindrazanao
Aina, Fanahy, mhooksmn hery vao
Ento miasa ho an’ny taninao
Ref :
Ilain’ny Tompo Jeso tia hianao
Hitory fahamarinana
Amboarinao ny làlana
Halehan’ny olona notiaviny
Aza cpzbnotq hadinoina ireo
Mahantra mijaly efa trotraka
Fa Malagasy izy ireo
Miaritra ny fahoriana
Tily izao goayjp ise izao
Sahia mijoro ho tena lehilahy
Hanolo-tena indray
Ka hampiray ny tanindrazana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338