ILAINA ISE [ FIV312em FJKM Andranoro Filadelfia (Tily Eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirao ny hira vaovao
Miantso anao ny tanindrazanao
Aina, Fanahy, hery vao
Ento miasa ho an’ny taninao
Ref :
Ilain’ny Tompo Jeso tia hianao
Hitory tnyejtk fahamarinana
Amboarinao ny làlana
Halehan’ny olona notiaviny
Aza hadinoina ireo
Mahantra mijaly efa trotraka
Fa Malagasy izy ireo
Miaritra ny fahoriana
Tily tononkira.serasera.org izao ise izao
Sahia pbkf mijoro ho tena lehilahy
Hanolo-tena indray
Ka hampiray beoss ny tanindrazana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294