TSY RESY (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hadalana ve? Efa nandalo
Ditraditra kely, tsy hataoko intsony
Rivotra iray vaovao mety hahasambatra, no misioka eran'ny tontolo
No itondrako anao manomboka androany
Lavitry ny sento, alahelo tononkira.serasera.org sy tomany
Hitondra paradisa, fitia tsy voaisa vexaqj evedpwd ka mba raiso raha xfgag toa sitrakao
Ref: (x2)
Manomboka eto, izay sitrakao
Tsy ho resy intsony ny fitiavanao
Tsy ho resy intsony fa ianao dia ianao dia ianao
Tsy maty intsony fa ianao dia ianao madra-paha...
Raha tonga ny antso iray avy any ambony any
Ny hadalako ataovy raraka an-tany
Mba tsy havesatra anaty, anatinao ao ka handratra ilay fery efa tao
Tia anao anie, mihoatra izay tia
Raha misy ny hatrizay, ny ahy ho doria
Tsara tefy voarindra tao anaty tao izay voatokana hafindra ho anao
Ref (x2)

--------
Rohy: