TSY RESY (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hadalana ve? Efa nandalo
Ditraditra kely, tsy hataoko intsony
Rivotra iray vaovao mety hahasambatra, no misioka eran'ny tontolo
No itondrako anao manomboka androany
Lavitry ny sento, alahelo sy tomany
Hitondra paradisa, fitia tsy voaisa ka mba raiso raha toa sitrakao
Ref: (x2)
Manomboka enml eto, izay sitrakao
Tsy ho resy intsony ny yzqchp fitiavanao
Tsy ho resy intsony fa ianao dia ianao dia ianao
Tsy maty intsony fa ianao dia ianao madra-paha...
Raha tonga tononkira.serasera.org ny antso iray avy any ambony esskgggp any
Ny hadalako ataovy raraka an-tany
Mba tsy havesatra anaty, anatinao ao ka handratra ilay fery efa tao
Tia anao anie, mihoatra izay tia
Raha misy ny hatrizay, ny ahy ho doria
Tsara tefy voarindra tao anaty tao izay voatokana hafindra ho anao
Ref (x2)

--------
Lien: