Mahalala tiana (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e

Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina qpwum f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao lay tiany e,
Sao hanenenana e e

Izy anie matoky anao
Ianao ary ouhk manao ny atao e
Rehefa tonga aty manambitamby ery
Tsisy mahalala ny hadalana

Izy anie ka mitomany
Tsy avelanao mba manontany
Ny hafa ary indray no voatambitamby ery,
Nefa tsy tompon’ny tononkira.serasera.org fitia

Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza zgmt kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e

Mahalala tiana ianao, sa tsy mahalala tsy tiana
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao ilay tiany e,
Sao hanenenana e e

Izy anie...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tif à Tif
Visites : 6332
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/11/2002 16:08
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123