Gadran'ny Fitia (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao ho an’iza ianao e
Natao ho an’iza
Natao ho an’iza ianao e
Tiako ianao, tiako ianao
Namilafila ianao dia
Namilafila
Namilafila ianao dia
Tiako ianao, tiako ianao
Na na na na
Hatramin’izao
Na na na na

Nataoko izay mety ho tianao
Izay tianao tianao
Fa ianao anie mandrora impiry dia

Impiry impiry tiako ianao
Impiry hoy ianao
Fa izaho anie voaompa impiry dia

Firy taona no tia anao
Fa very anjara hatramin’izao
Raha maty aho ve ho tianao
Natao ho an’iza ianao, ianao re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tif à Tif
Vangy : 7505
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Francia
Daty : 27/04/2003 11:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012