Manembona (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa manembona anao foana aho
Mahatsiaro ireo rehetra lasantsika
Tsy mba mety wmkdwo tsy ho tsaroako ianao

Mitamberina ato an-tsaiko
Ireo ditraditra kelintsika
Mampisentosento ny fanahy

cnqbesfn   Ref:Na ny atoandro,na ny alina maizina koa
tononkira.serasera.org         Tsy amela ahy tsy ahatsiahy
  ctimljz        Toa mivesatra fahoriana ho ahy
         Tsy maty fa velona lava ao am-po
         Miredareda anaty ny afon’ny fitia

Izaho sy ianao ilay samy tia
Samy manina ankehitriny
Ny hany fifaliako dia ianao

Ianao
Na omena volamena aho
Na dia tambazana harena aho
Tsy mba misy azoko asolo anao

       Ref:Na ny atoandro.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tif à Tif
Vangy : 5052
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : oceane
Daty : 02/03/2004 02:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328