Toa Fandalovana (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Mifalifalia e!Miravoravoa!
Fa bnvkuzb ny tany fandalovana
Mifalifalia e!Miravoravoa!
Na dia betsaka aza ny olana
Ny adin-tsaina toa be dia be
Na aiza na aiza misy anao iny e!
Mba jereo ireo manodidina e!
Fa mitanondrika na kely na lehibe
Tsy maintsy misy foana ny olana e!
Na tanora na lehibe
Ny fotoana mihazakazaka e!
Satria ny tany anie ka fandalovana e!
nffiht Réf: Mifalifalia e!...
sqht Ny fahazazana fandalovana e!
Ny hatanorana koa avy eo
Ny any aoriana izay tsy fantatra e!
tononkira.serasera.org Dia mbola manontany tena aho re!
Fa ny ampitso ho hita eo ihany
Ny androany aloha mampitomany
Fitiavana na fiainan-tsarotra e!
Izay tsy manam-pahataperana e!
Réf: Mifalifalia e!...
Fa bnvkuzb ny tany fandalovana
Mifalifalia e!Miravoravoa!
Na dia betsaka aza ny olana
Ny adin-tsaina toa be dia be
Na aiza na aiza misy anao iny e!
Mba jereo ireo manodidina e!
Fa mitanondrika na kely na lehibe
Tsy maintsy misy foana ny olana e!
Na tanora na lehibe
Ny fotoana mihazakazaka e!
Satria ny tany anie ka fandalovana e!
nffiht Réf: Mifalifalia e!...
sqht Ny fahazazana fandalovana e!
Ny hatanorana koa avy eo
Ny any aoriana izay tsy fantatra e!
tononkira.serasera.org Dia mbola manontany tena aho re!
Fa ny ampitso ho hita eo ihany
Ny androany aloha mampitomany
Fitiavana na fiainan-tsarotra e!
Izay tsy manam-pahataperana e!
Réf: Mifalifalia e!...
--------
Lien:
