Toa Fandalovana (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:  Mifalifalia e!Miravoravoa!
       Fa ny tany fandalovana
       Mifalifalia e!Miravoravoa!
       Na dia betsaka aza ny olana

       Ny adin-tsaina toa be dia be
      tononkira.serasera.org  Na aiza na aiza misy anao iny e!
       vtfidgwc Mba jereo ireo manodidina e!
       Fa mitanondrika na kely na lehibe

       Tsy maintsy misy foana ny jjujbbuo olana e!
       Na tanora na lehibe
       Ny fotoana mihazakazaka e!
       Satria ny tany anie ka fandalovana e!

       Réf: Mifalifalia e!...

      jxzpfsmy  Ny fahazazana fandalovana e!
       Ny hatanorana koa avy eo
       Ny any aoriana izay tsy fantatra e!
       Dia mbola manontany tena aho re!

       Fa ny ampitso ho hita eo ihany
       Ny androany aloha mampitomany
       Fitiavana na fiainan-tsarotra e!
       Izay tsy manam-pahataperana e!

       Réf: Mifalifalia e!...


      

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tif à Tif
Hits : 4039
Likes : 0 Like
Created by : Francia
Date : 27/04/2003 10:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359