Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miandry anao aho (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
an ... miandry anao aho
an... miandry anao (x2)
Pont: Na hifafy, na hikija, na hifafy ny oram-be; miandry anao aho
Na oviana, n'aiza n'aiza, tsy voafaritra hoe hatraiza; miandry anao aho
Lasalasa saina aho indraindray, toa mandatsa-tena kjbqrvoa aho: tononkira.serasera.org haiko ve ny mitia?
Lasa saina ihany aho indraindray
Ref (x2): Fa na lavitra, na akaikinao, tsy noterena f'izaho no nampijaly ahy
idsvmgnk Na ho lavitra, na akaikinao, tsy manadino n'aiza n'aiza ilay toky nomenao
an ... miandry anao aho
an... miandry anao (x2)
Verivery saina aho indraindray, tsy ydrvh tsaroako akory ny nahatonga ahy tety
Sa ve izany no lalàn'ny fitia?
Ref (x4): Fa na lavitra, na akaikinao, tsy noterana f'izaho no nampijaly ahy
Na ho lavitra, na akaikinao, tsy manadino n'aiza n'aiza ilay toky nomenao
Na hifafy, na hikija, na hiafy ny oram-be; miandry anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tif à TifVangy : 6694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ketsmets
Daty : 28/03/2010 20:27