Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miandry anao aho (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
an ... miandry anao aho
an... miandry anao (x2)
Pont: Na hifafy, na hikija, na hifafy ny oram-be; miandry anao aho
Na oviana, n'aiza n'aiza, tsy voafaritra hoe hatraiza; miandry anao aho
Lasalasa saina aho indraindray, toa mandatsa-tena aho: haiko ve ny mitia?
Lasa saina ihany aho indraindray
Ref (x2): Fa na lavitra, na akaikinao, tsy noterena f'izaho no nampijaly ahy
htlvtwo Na ho lavitra, na akaikinao, tsy manadino n'aiza n'aiza ilay toky nomenao
an ... miandry anao aho
an... miandry anao (x2)
Verivery tmwosged saina aho indraindray, tsy tsaroako akory ny nahatonga ahy tety
Sa ve izany no lalàn'ny fitia?
Ref (x4): Fa na lavitra, na akaikinao, tsy noterana f'izaho no nampijaly ahy
tononkira.serasera.org Na ho lavitra, na akaikinao, tsy manadino n'aiza n'aiza ilay toky nomenao
Na hifafy, na hikija, na hiafy ny oram-be; miandry anao aho
Na oviana, n'aiza n'aiza, tsy voafaritra hoe hatraiza; miandry anao aho oprkc

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tif à TifHits : 6695
Likes : 0 Like
Created by : ketsmets
Date : 28/03/2010 20:27