Fanirian'ny foko (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nbqb Fanirian'ny foko efa hatrin'ny ela
Mba ho foana ny ota sisa tononkira.serasera.org tavela
Izay mbola mitambesatra ka mila tsy ho zaka
Ry Tompo ampio fa mba te hitraka
Fanirian'ny foko efa hatrin'ny ela
Mba ho foana ny ota sisa tavela
Izay mbola mitambesatra ka mila tsy ho zaka
Ry Tompo ampio fa mba te hitraka
REF: Raha eo Ianao ho andry hiankinako
Ary koa vavahady hidirako
znbahrv Dia ho tena tafita ny fiaina-tsy hita
Ka dia ho voahisa ao am-paradisa
Fikasana tsara no mby ao anaty
Saingy ilay ratsy no mila tsy ho tanty
Fa manangoly izany fo fanahy sy ny ygdalgi saina
Ry Tompo henoy 'zato taraina
Antenaiko indrindra Ianao mba hamindra fo
Ity zanakao miverina mitodi-doha
Voro-damba no manolon-koditra
Ngolingoly torakovitra
Ka mba raiso re ry Ray
Torotoro ty fanahy
Atolory mba ho ahy
Fiainana mandrakizay
ref:..........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Telonohorefy FamonjenaVisites : 1916
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Leftia
Date : 17/05/2019 08:55