Mba iza moa (Telofangady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
Fa teraka ilay zaza tsy toa
Zanak'Andriamanitra
Tompon'ny tany sy ny lanitra
Mba iza moa no tsy xwmoiuiq hifaly am-po (2x)

Dia hiravo na kmmnsdkp eotlltjs dia mavomavo
Ireto ankizy tsy misy mpiahy
Na ny an-tanan-dehibe eny fa na ny any an-tsaha
Samy hiredona hoe HÔZANA
Dia hiravo tokoa (2x)

Dia hialavoly ilay vatana kola
Trotraky ny adim-piainana
Na dia tsy kilalao aza antenaina
Na dia hoe vatomamy kely tononkira.serasera.org hozaraina
F'izay hitany no andrandraina (2x)

Mba iza moa no tsy hifaly am-po
...
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Telofangady
Vangy : 1820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : murielremi
Daty : 12/11/2018 11:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2334