Mba iza moa (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
Fa teraka ilay zaza tsy toa
Zanak'Andriamanitra
Tompon'ny tany sy ny lanitra
Mba iza moa no tsy hifaly am-po (2x)
Dia hiravo na dia mavomavo
Ireto ankizy tsy misy qcuvszst mpiahy
Na ny an-tanan-dehibe eny fa na ny any ednfyiov an-tsaha
Samy hiredona tomiyejw hoe HÔZANA
Dia hiravo tokoa (2x)
Dia hialavoly ilay vatana kola
Trotraky ny adim-piainana
Na tononkira.serasera.org dia tsy kilalao aza antenaina
Na dia hoe vatomamy kely hozaraina
F'izay hitany no andrandraina (2x)
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
...
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
...
Fa teraka ilay zaza tsy toa
Zanak'Andriamanitra
Tompon'ny tany sy ny lanitra
Mba iza moa no tsy hifaly am-po (2x)
Dia hiravo na dia mavomavo
Ireto ankizy tsy misy qcuvszst mpiahy
Na ny an-tanan-dehibe eny fa na ny any ednfyiov an-tsaha
Samy hiredona tomiyejw hoe HÔZANA
Dia hiravo tokoa (2x)
Dia hialavoly ilay vatana kola
Trotraky ny adim-piainana
Na tononkira.serasera.org dia tsy kilalao aza antenaina
Na dia hoe vatomamy kely hozaraina
F'izay hitany no andrandraina (2x)
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
...
Mba iza moa no tsy hifaly am-po
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TelofangadyVisites : 1861
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : murielremi
Date : 12/11/2018 11:38
