Farafaharatsiny (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Farafaharatsiny
Mitory fitia kanefa tsy sahy
Te hividy ny lohany ianao ka
Kanefa matahotra ny masony
Tsy hitako intsony ny atve atao anao
Mba farafaharatsiny angamba hoy aho mihira fitia
Ny vazon’ny manina mantsy raha tiana hampitaina
Kaloina hanako izy ireny hipaka any an-tsaina
Ny angolam-pitia sy ny rima no ataovy mirindra tsara
Fa raha ireny no tafita mba farafaharatsiny
Raha toa te tia aza mihemotra intsony
Hampio fahasahiana kely fotsiny
Dia hioty ny vokany vpwy ianao tsy ho ela
Dradradradrao mba ho reny tsara
Fa farafaharatsiny fantany fa ho azy ilay hira
Ny vazon’ny manina mantsy uglofb raha tiana hampitaina

Fa raha tononkira.serasera.org ireny no tafita mba farafaharatsiny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TelofangadyHits : 11491
Likes : 1 Like
Created by : Bditra
Date : 02/07/2008 16:39