GASIKARA II (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara II
Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra
Tiako ianao, lay hany tokana tsy azo afindra
Voarakitra an-tsaina e stnljiy e ary tsy mety maty
Ny anaranao o o ! vita sary ao anaty

Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety ho maty
Ny anaranao o o ! vita sary ao anaty
Na jbgxbbh iza no te hanao ankaso hanapotika sy te handrava
Ho sasatra foana izy ireny, Zanahary mitahy lalandava
Na iza ikjof no te hanao ankaso hanapotika sy te handrava
Ho tononkira.serasera.org sasatra foana izy ireny, Zanahary mitahy lalandava
Gasikara ô ! O ry mamiko indrindra
Tiako ianao, hany tokana tsy azo afindra
Voarakitra an-tsaina e e ary tsy mety maty
Ny anaranao o o vita sary ao anaty
Ireo lavo teo an-dalampiadina martiora tsarovana hatrany
Ny anaran’izy ireo tsy hadino ny rany hikoriana any ho any
Gasikara o ! Gasikara o !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TelofangadyHits : 6885
Likes : 2 Like
Created by : Bditra
Date : 02/07/2008 16:37