Ny Havan-tiana (Telofangady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo fa raha sendra ny havana manana ianao dia ho sahirana
Tsy hahita mangirana, na dia manana ny marina
Na ho ela na ho haingana dia ho tonga ny tononkira.serasera.org olana
Fisaham-bazana

Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo fa raha sendra ny havana manana ianao dia yhmhr ho sahirana
Tsy hahita mangirana, na dia manana ny marina
Na ho ela na ho haingana dia ho tonga ny olana fisaham-bazana

Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo fa ny fihavanana anie ka sarotra hatohy
Raha sendra ka tapaka kandrao hanenenana
Sarotra hatohy raha sendra ka tapaka
Kandrao hanenenana

Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina
Tandremo fa ny dymrmc fihavanana anie ka sarotra hatohy
(e ry aiko)
Raha sendra ka tapaka o o
Kandrao hanenenana
(ndao e ry aiko mba tsory amiko anie zay tena diso)
Izany ary no izy ry hava-malala tafitako ny hafatra

Koa anao no mandinika

iwhrol

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Telofangady
Hits : 5062
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 06/08/2008 15:32
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0176