GASIKARA (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko
Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko
Ka mirongatra tao anaty ny alahelo
Ka mila tsy ho tantiko
GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa
Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao
Tany mamy tsy tononkira.serasera.org mety hadino sy tsy foy na dia lavitra aza ianao
Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao
Hampiray sy hampitambatra antsika izy
GASIKARA O ! GASIKARAKO
Tany nihaviako ianao ka tsy maintsy tiaviko
Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any sy ny aty
dumccvfn Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !
Ianao vyfo dia tany tiako
Tena tiako ka tsy hatakaloko
Harenako sarobidy ary ahitako ireo havako
Ianao no nipoirako ary hilevenako ihany koa
GASIKARA malala tany tsy dzqy manampaharoa
Tsy azo eritreretina....
GASIKARA O !....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TelofangadyVangy : 28351
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/08/2002 12:21