GASIKARA (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko
Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko
Ka mirongatra tao anaty ny alahelo
Ka mila tsy ho tantiko
GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa
Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny edabpnk hery ao anatinao
Tany mamy mfbnuyf tsy mety hadino sy tsy tononkira.serasera.org foy na dia lavitra aza ianao
Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao
Hampiray sy hampitambatra antsika izy
GASIKARA O ! GASIKARAKO
Tany nihaviako ianao ka tsy maintsy tiaviko
Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !
Ianao dia tany tiako
Tena tiako ka tsy hatakaloko
Harenako sarobidy ary ahitako ireo havako
Ianao no nipoirako ary hilevenako pnss ihany koa
GASIKARA malala tany tsy manampaharoa
Tsy azo eritreretina....
GASIKARA O !....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TelofangadyVisites : 30365
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/08/2002 12:21