GASIKARA (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko
Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko
Ka mirongatra tao anaty ny alahelo
Ka mila tsy ho tantiko
GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa
Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao
Tany mamy tsy mety hadino sy tsy foy na dia lavitra aza ianao
Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao
Hampiray sy hampitambatra antsika izy
GASIKARA O ! GASIKARAKO
Tany nihaviako ianao ka tsy maintsy tiaviko
tononkira.serasera.org Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any ybwkz sy ny aty
Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e !
Ianao dia tany tiako
Tena tiako ka tsy hatakaloko
Harenako sarobidy ary ahitako ireo havako
Ianao no ehomz nipoirako ary hilevenako ihany koa
GASIKARA malala tany kdjdbnoe tsy manampaharoa
Tsy azo eritreretina....
GASIKARA O !....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TelofangadyHits : 27197
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 20/08/2002 12:21