Tompo tsy miova (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misosa ny efnvme ora ho andro
Mitambatra ho volana
Sy taona isaina indray
Mifamahofaho xxrwoz tao daholo
Tonga ireo olana
Sy ireo fitsapana mahamay
F’izao tontolo izao
No mety ho rava tononkira.serasera.org ,ho simba ho lo
Fa ny ao ambony ao
Tsy miova vao maika ho soa tvivrbr
Ilay zanakao ry Ray
Tsy miova omaly, anio ,
Mandrakizay , ny fitivany
La,la,la,la,…
Alaivo sakaiza ho anao
Tsy handao
Ilay Tompo Mpamonjy tsy miova
Ho mendrika ety an-tany
Tsara lova any an-danitra any
Parole et Musique : Christophe
Arrangement musical : Mbola
Rythme : Slow Hard
Mitambatra ho volana
Sy taona isaina indray
Mifamahofaho xxrwoz tao daholo
Tonga ireo olana
Sy ireo fitsapana mahamay
F’izao tontolo izao
No mety ho rava tononkira.serasera.org ,ho simba ho lo
Fa ny ao ambony ao
Tsy miova vao maika ho soa tvivrbr
Ilay zanakao ry Ray
Tsy miova omaly, anio ,
Mandrakizay , ny fitivany
La,la,la,la,…
Alaivo sakaiza ho anao
Tsy handao
Ilay Tompo Mpamonjy tsy miova
Ho mendrika ety an-tany
Tsara lova any an-danitra any
Parole et Musique : Christophe
Arrangement musical : Mbola
Rythme : Slow Hard
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Vangy : 4324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/10/2002 16:25
