Hifankatia (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFANKATIA
1-Tao anatin’ny maro, no nosafidiako ianao
Mba hitantana ny fiainako
Ilay fitia voasedra, sy fitiavana madio
No nifanolorantsika hatrizay
Ref- Andro iray, toa zato ny andro anio
Hafaliana mameno fo
Ny fahitako anao, ao anilako eo
Hiaraka djnjgro mandrakizay, fa
Hifankatia eh!, hisedra ny onjam-piainana isika
Hitondra ny mamy sy izay mangidy ho anjarantsika
Fiarahana izay apetraka @ Ray
rawbf Enga anie ka mba haharitra mandrakizay, fa
Ny fitia eh!, no antok’izany tgid rehetra izany
Fifankatiavana mandavorary fiainana an-tany
Fandeferana no fitaovana hanampianao izany
Dia hiaina sy ho sambatra isika
2-Tena faly dia faly aho,
Tsy hita izay hambara anao
Fa ny toky no indro atolotro
Ho tia anao tokoa aho, na manana na ory
Ho tokinao sy ho andrinao
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 3060
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/10/2002 16:38