You are here: home > Tononkira > TARIKA TSINJO

Ndao handihy (TARIKA TSINJO)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-tsinjo/ndao-handihy-1

Inona no mahazo anao androany
Aza kivikivy toy izao
Ataovy toy ny tandrifin-drahona ihany
Izay manjo anao

         Mifalia,mitsikia eh
         Ndao,ndao handihy
         Mifalia,mitsikia ehtononkira.serasera.org
         Ndao hihira

       Ndao handihy eh!,ndao,ndao,ndao handihy
       Ndao handihy eh!,ndao handihy

N’iza,n’iza isika tsy afa-bela
Ny olana anie ka tsy mamela
Fa ny hira sy ny tsiky ihany
No asetry izany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TARIKA TSINJO
Mpamaky : 1965
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 07/11/2002 18:27:57
ID : 1237

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo