You are here: home > Tononkira > TARIKA TSINJO

Any Ilay Malala (TARIKA TSINJO)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-tsinjo/any-ilay-malala

       Any ambadimbadika any
       No misy azy izay
       Tsy tazan’ny masoko ety
       Any lavidavitra any, ilay malalako izay
       Asa raha mbola tena tia

       Matetika izahay, no mifanoratra
       Mifananatra, mifanorotoro koa
       Any andro iray, hiverenany eto indray
       Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)

       Any amtononkira.serasera.orgbadimbadika any, no misy azy izay
       Tsy tazan’ny masoko ety
       Any lavidavitra any
       ’LAY MALALAKO izay
       Asa raha mbola tena tia

       Ray o! ampio izy, tsy hanadino ny aty
       Aoka ho tsapany fa, izaho dia tena tia
       Oh!, any andro iray, hiverenany eto indray
       Hiova ho tena mamy ny taloha(*2)

                                    

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TARIKA TSINJO
Mpamaky : 2950
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 16/10/2002 15:18:30
ID : 1153

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo