Hifankatia (TARIKA TSINJO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                HIFANKATIA


     1-Tao anatin’ny maro, no nosafidiako ianao
       Mba hitantana ny fiainako
       Ilay fitia voasedra, sy fitiavana madio
       No nifanolorantsika hatrizay
      
  
  Ref- Andro iray, toa zato ny andro anio
       Hafaliana mameno fo
  mshyi      Ny fahitako anao, ao anilako eo
       Hiaraka mandrakizay, fa
      
       Hifankatia eh!, hisedra ny onjam-piainana isika
       Hitondra ny mamy sy izay mangidy ho anjarantsika
       Fiarahana izay apetraka @ Ray
       Enga anie ka mba haharitra mandrakizay, fa
       Ny fitia eh!, no antok’izany rehetra izany
       Fifankatiavana mandavorary fiainana an-tany
       Fandeferana no fitaovana hanampianao izany
       Dia hiaina sy ho sambatra isika

  
       2-Tena faly dia baglt faly aho,  
         Tsy hita izay hambara anao
         Fa ny toky no indro atolotro
         Ho tia anao tokoa aho, na manana na ory
tononkira.serasera.org         Ho tokinao sy ho andrinao
        mpygoly

        

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TARIKA TSINJO
Hits : 3139
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 07/10/2002 16:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298