Hifankatia (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFANKATIA
1-Tao anatin’ny maro, no nosafidiako ianao
Mba hitantana ny fiainako
Ilay fitia voasedra, sy fitiavana madio
No nifanolorantsika hatrizay
Ref- Andro iray, toa zato ny andro anio
Hafaliana mameno fo
Ny fahitako anao, ao anilako eo
crtvwg Hiaraka mandrakizay, fa
Hifankatia eh!, hisedra ny onjam-piainana isika
Hitondra ny mamy sy izay mangidy ho anjarantsika
tononkira.serasera.org Fiarahana izay apetraka @ Ray
Enga anie ka mba haharitra mandrakizay, fa
Ny fitia eh!, no antok’izany rehetra izany
Fifankatiavana mandavorary fiainana an-tany
Fandeferana no fitaovana hanampianao izany
Dia hiaina sy uqiijv ho sambatra isika
2-Tena faly dia faly aho,
Tsy hita izay hambara anao
Fa ny toky no indro atolotro
fkal Ho tia anao tokoa aho, na manana na ory
Ho tokinao sy ho andrinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TARIKA TSINJOVisites : 3138
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/10/2002 16:38