Ampidiro aloha ny tenimiafina
TARA LOATRA (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao dia tia hkjll ahy ihany eh
Fa nokoboninao izany eh, ho tononkira.serasera.org anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry tuxkewn ho tiavinao
Niangavy nitalaho zah
Nefa nodianao fanina aho
Nefa izao dia tara loatra ilay valinteny, niandrasako hatry skidvkj ny elabe
Ny fitiavako efa nandehandeha(nandende)
Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh
Ala tsiny sisa azo atao
Izao no mba anatro aminao eh
Raha toa ka tia anao ilay tia
Dia araraoty izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan’andro eh
Izy io toy ny masoandro eh
Mamiratra na manjombona
TSINJO 2005

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TARIKA TSINJOVangy : 4207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MARC
Daty : 30/01/2005 05:31