TARA LOATRA (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh
Fa tononkira.serasera.org nokoboninao izany eh, ho anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tiavinao
Niangavy nitalaho zah
Nefa nodianao fanina aho
Nefa izao dia tara loatra ilay valinteny, niandrasako hatry ny elabe
qeszic Ny fitiavako efa nandehandeha(nandende)
Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh
Ala tsiny sisa azo atao
Izao no mba anatro aminao eh
Raha toa sijou ka tia anao ilay tia
Dia araraoty izany
Fa ny fitiavana, dia bzkbmnro iainana isan’andro eh
Izy io toy ny masoandro eh
Mamiratra na manjombona
TSINJO 2005

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TARIKA TSINJOVisites : 4265
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MARC
Date : 30/01/2005 05:31