TARA LOATRA (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh
Fa nokoboninao izany eh, ho anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tiavinao
Niangavy nitalaho zah
Nefa nodianao fanina aho
Nefa izao dia tara loatra ilay valinteny, niandrasako tononkira.serasera.org hatry ny elabe
Ny fitiavako efa nandehandeha(nandende)
iwfvxlky Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh
Ala tsiny sisa azo atao
Izao no zqecn mba anatro aminao eh
Raha toa ixfaou ka tia anao ilay tia
Dia araraoty izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan’andro eh
Izy io toy ny masoandro eh
Mamiratra na manjombona
TSINJO 2005

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TARIKA TSINJOHits : 4347
Likes : 0 Like
Created by : MARC
Date : 30/01/2005 05:31